😀 Miarahaba tompoko, tongasoa eto amin'ny pejy Familles Randriamalala. Ny pejy dia ahitana ireo fianakaviana rehetra sy ny momba azy ireo, ny anarany feno ny taonany, ny toerana misy azy sy zavatra hafa koa.
Azo atao koa anefa ny mampiditra olona ato, fa noferena ireo fianakaviana iany no afaka mampiditra izany; mba ahafahana mampiditra olona anefa dia tsy maintsy manokatra kaonty aloha fa alohan'izay dia mila fantarina na fianakaviana tokoa izy amin'ny alalan'ny famaliana ireo fanontaniana roa, jereo eto. Rehefa voavaly ireo fanontaniana ireo dia afaka miroso amin'ny famoronana kaonty ianao.
ary rehefa manana kaonty dia afaka :